Entry | 1 mivalampatra |
Root | 2 valampatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika 5 [1.13] matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra |
Explanations in English |
6 [1.2] same as miLAMpatra |
Explanations in French |
7 [1.13] s'allonger, s'étendre |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |