Entry (1/2) | 1 mivalo |
Root | 2 valo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be [1.1] |
Explanations in English |
5 to divide into eight [1.2] |
Explanations in French |
6 être partagé en huit [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mivalo |
Root | 13 valo |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo [1.1] |
Explanations in French |
16 se repentir, demander pardon, s'excuser [1.3] |
Examples |
17 Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay! [2.298] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 23 malovy, mavoly, milavo, mivalo, mivola, valoim, voalim, volaim |
Updated on 2023/02/16 |