|
|
|
|

Entry1  mivalombalona
Root  2  valombalona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona
5  [1.13] miendrika onja madinika
Explanations in French  6  [1.13] ondulé
Examples  7  Ny tratrany mivelatra, ny nofon-tsandriny mivalombalona. [2.499#]
8  Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Compound words 

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21