|
|
|
|

Entry1  mivalona
Root  2  valona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miforitra milamina tsara: Efa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony
Tehirizina na atokana ho an' ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona
Explanations in French  5  [1.13] plié
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/28