Entry | 1 mivareraka |
Root | 2 vareraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (fitafiana) Miborotsaka mirefarefa: Trotraka aoka izany angamba izy ka ny lambany avy no mivareraha tsy voasampiny intsony Miboretaka kivy sy ketraka: Nivareraka izy raha vao nahare ny fahasimban' ny famboleny tamin' ny havandra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |