Entry | mivarotra aina | |
Elementary words | mivarotra ; aina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | |
Explanations in English | To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | |
Synonyms | manao aina tsy ho zavatra ~ mitono aina | |
Updated on 2023/05/19 |