Entry | 1 mively |
Root | 2 vely |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bara]
mikapoka, mamely 5 [1.78] [Sihanaka] mikapoka 6 [1.1] Mikapoka (vary) mba hampihintsana ny voany: Mivety vary any am-pamoloana any ny olona Mampaneno: Mively langorony ny ankizy. |
Explanations in English |
7 [1.7] to beat a drum; to thresh rice; to forge iron |
Explanations in French |
8 [1.8] battre le tambour : battre le riz; forger le fer |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mively |
Updated on 2024/12/11 |