Entry | 1 mivembena |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho 4 [1.13] tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona |
Explanations in English |
5 [1.7] to reel, to stagger |
Explanations in French |
6 [1.8] tituber 7 [1.13] se balancer; tituber |
Examples |
8 [2.996] mivembena azon' ny toaka izy |
Root | 9 vembena |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mivembena |
Anagrams | 14 ivembenam, mivembena |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |