|
|
|
|

Entry1  mivesatra
Root  2  vesatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitondra zavatra be lanja: Mivesatra entana izy fa ampio haingana
5  Tototra (fahoriana, fijaliana, aretina): Mivesatry ny fahoriana io Ravehivavy io [1.1]
Explanations in English  6  to be heavily burdened; to be pregnant (vulgar when used of a woman) [1.7]
Explanations in French  7  être bien chargé; être enceinte (vulgaire) [1.8]
Examples  8  Ny tsy fahafoizany an-dreniny mivesatra alahelo lehibe tamin-jokiny no nahasarika azy homba azy tanteraka. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  mavesatry, mivesatra

Updated on 2023/01/20