Entry | 1 mivezika |
Root | 2 vezika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy [1.1] |
Explanations in French |
5 changer souvent de place, aller ça et là [1.3#831] |
Examples |
6 ka nivezik' atsy nivezika aroa [1.436] 7 mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita [2.445#43] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |