|
|
|
|

Entry1  mivoaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay
Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy
Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy
Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy
Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany
Root  4  voaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word mivoaka

Anagrams  25  maivoka, miovaka, mivoaka

Updated on 2025/01/21