|
|
|
|

Entry1  mivoatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io
Explanations in English  4  [1.7] to be well arranged
Explanations in French  5  [1.8] être bien arrangé; s'améliorer; évoluer
Root  6  voatra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  ivarotam, miavotra, mivarota, mivoatra, varo-maty, voamitra

Updated on 2025/01/21