Entry | 1 mivohitra |
Root | 2 vohitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto |
Explanations in English |
5 [1.7] to swell, to bulge |
Explanations in French |
6 [1.8] être bombĂ© |
Examples |
7 Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 15 avohitrim, mihavotry, mihovitra, mivohitra |
Updated on 2025/01/21 |