Entry | 1 mivongovongo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifanongoa: An' iza ireto kitay mivongovongo ireto? Mibokitra: Inona àry ity zavatra mivongovongoao anaty kapaotinao ity? |
Root | 4 vongovongo |
Morphology |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mivongovongo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |