Entry | 1 mivoraka |
Root | 2 voraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity 5 [1.78] [Bezanozano] [mivôraka] matavy |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |