Entry | 1 mivoy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana |
Explanations in English |
4 [1.7] to paddle a canoe, to row a boat |
Explanations in French |
5 [1.8] pagayer |
Root | 6 voy |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |