Entry |
mizahozaho
(izahozaho (izaho))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka Mitompo teny fantatra Mandidididy [1.1]
|
Explanations in French | Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom
de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite,
la prééminence, le principal rôle. [1.3]
|
| Se mettre toujours en avant, s'attribuer [...] [full text in 1.5]
|
Examples | Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza.
[1.317]
|
Morphology |
Present : |
mizahozaho |
Past : |
nizahozaho |
Future : |
hizahozaho |
Imperative : |
mizahozahoa |
|
|