|
|
|
|

Entry1  mizara henamaso
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  minia mandefitra ary mampiseho fanajana noho ny fihavanana, fa tsy miziriziry manampatra ny zo ananana [1.1]

Updated on 2020/07/31