|
|
|
|

Entry (1/2)1  moa
Part of speech  2  particule
Explanations in Malagasy  3  Kianteny enti-manontany, ka toy izao no fampiasa azy: atao manomboka fehezanteny izy: Moa handeha ihany iânao rahampitso? Azo ampiarahina amin' ny "ve" koa anefa izy, ka amin' izay, na manarakaraka azy avy hatrany ny ve na fonosina ao anatiny sy ny "ve" ny teny fototry ny fanontaniana: Moa ve handeha ihany ianao rahampitso? na Moa handeha ihany ve ianao rahampitso? 4  Kianteny kely entina manisika hevitra toy ny hoe "raha ohatra ka": Handeha aho moa, ny zanako ity marary; hijanona aho, ny raharaha arỳ miandry, na manamafy hevitra fotsiny: Ianao moa ity marary ka tsy hita izay hatao [1.1]
Examples  5  Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4]
Compound words 
Titles 
Tables and plates  8  All the particles

Entry (2/2)9  moa
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  moana [Antambahoaka+Bara+Sihanaka] [1.78]12  moana, tsy afa-miteny [Taisaka] [1.78]
Derivatives 
13  Names :

Anagrams  14  amo, moa, oma

Updated on 2023/10/19