Entry (1/2) | 1 moana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana 4 Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1] |
Explanations in English |
5 mute; dumb, unable to speak [1.7] |
Explanations in French |
6 muet [1.8] 7 silencieux [1.196] |
Examples |
8 moana io vehivavy io. [2.606#] 9 sady moana no marenina aho! [2.270#] 10 Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643#] |
Vocabulary |
11 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word moana |
Article |
17 Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
Entry (2/2) | 18 moana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 Non retrouvé. Voir hazomoana. [1.196] |
Vocabulary |
21 Botany |
Other spellings | 22 moany, moano |
Anagrams | 23 amona-, aoman, manao, manoa, maona, moana, namoa, naoma, omana |
Updated on 2022/07/30 |