Entry | 1 mofo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zava-pihinana atao amin' ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin' ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny (Karaza-mofo: mofogasy, mofodipaina, mofosira na ramanonaka, mofomenakely, mofotampontsatroka, mofokoba na kobandravina, mofomamy, moforandrana, mofoakondro, mofotantely, mofomakasaoka, mofomalandy, mofosponjy, mofobaolina) |
Explanations in English |
4 [1.7] bread |
Explanations in French |
5 [1.8] pain |
Examples |
6 Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [2.470] |
Vocabulary |
7 Economy: food |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word mofo |
Article |
23 Randzavola: mofo ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 24 mofo, ofom |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |