Entry (1/2) | 1 mona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1] |
Explanations in French |
4 gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 6 monamona, monamonany |
Entry (2/2) | 7 môña |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 moana [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 10 maño, mona, môña |
Updated on 2020/07/31 |