|
|
|
|

Entry1  monja
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro
Explanations in English  4  [1.7] only, just
Explanations in French  5  [1.8] seulement, tout juste

Anagrams  6  manjò, manjo, monja

Updated on 2022/05/02