|
|
|
|

Entry1  mosara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. [1.1]
Explanations in English  4  a handkerchief [1.7]
Explanations in French  5  mouchoir [1.8]
Examples  6  Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#]
7  Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472#]
Vocabulary  8  Economy: clothing
Compound words 

Anagrams  11  asarom, Masora, mosara

Updated on 2023/07/31