Entry | mosary | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | [Bara] hanoanana [1.78] | ||||
Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona [1.1] | |||||
Explanations in English | Famine [1.7] | ||||
Explanations in French | Famine, disette [1.8] | ||||
[Sakalava-Mayotte] Faim, famine [1.405] | |||||
Examples |
| ||||
Derivatives |
| ||||
Compound words |
| ||||
Analogs | kere | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word mosary | ||||
Article | Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly | ||||
Anagrams | masiro, misaro, mosary, somary |
Updated on 2023/08/11 |