|
|
|
|

Entry1  mova tsy
Root  2  ova
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
Explanations in French  5  tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447]
Examples  6  Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576]
7  Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298]
8  Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470]
Synonyms  9  mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny
Other spellings  10  miova, moa, moa

Anagrams  11  mavotsy, mova tsy

Updated on 2022/02/13