|
|
|
|

Entry1  moziry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin' ny mangazay raha mitady ianao
Refy alaina amin' ny fandidiana akanjo: Aza mandeha ianao fa mbola halaina moziry
Paikan' ny naoty na ny solfa eo amin' ny hira: Jereo ny mpively ba ka araho tsara ny moziry

Updated on 2024/12/07