Entry | 1 mpahay |
Root | 2 hay |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3#205] les gens capables, les savants, les artistes |
Examples |
6 Nanafatra mpahay taozavatra tany Englanda Radama. [2.113#] 7 Ao ambadik' izy ireo ao ny mpahay mitantana ny fiainana. [2.245#] 8 Malaza ho mpahay taozavatra momba ny tenona mantsy ilay izy. [2.117#] 9 Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitaovana ny mpahay tao. [2.445#] |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mpahay |
Anagrams | 16 ahimpa, hampia, mahapy, mpahay |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |