Entry | mpamorona (forona) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira [1.1] | ||||
Explanations in French | Créateur, inventeur, fondateur [1.3] | ||||
Examples |
| ||||
Anagrams | mampanoro, mpamorona |
Updated on 2021/05/02 |