Entry | 1 mpampanoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany |
Anagrams | 4 ampañompa, mpampanao, mpampanoa |
Updated on 2025/01/21 |