Entry | 1 mpampita |
Root | 2 ita |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.13] relais, conducteur |
Examples |
5 Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana! [2.470#] 6 Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara. [2.69#] 7 Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina. [2.470#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/08 |