Entry | 1 mpanabe |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay |
Explanations in French |
4 [1.5] éducateur, éducatrice |
Root | 5 be |
Titles |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |