Entry | 1 mpanadihady |
Root | 2 hadihady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3#202] scrutateur |
Examples |
6 tafahoatra loatra ny famingavingan' ny mpanadihady azy satria tereny izy hanatsikafona ny zava-mahamenatra azy, sady misy vela-pandrika ataony aminy [1.369#] |
Updated on 2024/12/11 |