|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpanampy
Root  2  ampy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao
5  [1.13] olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray
Explanations in French  6  [1.13] auxiliaire
Examples  7  kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643#]
8  Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114#]

Entry (2/2)9  mpanampy
Root  10  ampy
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.13] zanateny entina manamafy teny iray
Explanations in French  13  [1.13] auxiliaire
Vocabulary  14  Linguistics
Analogs  15  mpanampymahayroa
Compound words 

Updated on 2024/12/12