Entry | 1 mpanangona |
Root | 2 angona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] mpamory |
Explanations in French |
5 [1.13] collecteur |
Examples |
6 Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona. [2.285] 7 Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; [2.470] 8 Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. [2.499] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |