Entry (1/2) | 1 mpanapaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.7] a governor, a ruler |
Explanations in French |
4 [1.8] gouverneur |
Examples |
5 [2.59#] Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony; 6 [2.69#] taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio; 7 [1.237#] Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy! 8 [2.285#] tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra. |
Root | 9 tapaka |
Entry (2/2) | 10 mpanapaka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 [1.13] interrupteur |
Vocabulary |
13 Physics |
Root | 14 tapaka |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |