|
|
|
|

Entry1  mpanaratsy
Root  2  ratsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  Celui qui dénigre, le calomniateur [1.3#516]
Examples  6  Nasainy hisakafo ireo mpanaratsy azy ireo. [2.508#]
7  Tsy ninoany izay teny lazaiko, fa ny tsaho be aelin' ny mpanaratsy ahy ihany no noheveriny ho marina. [2.643#]

Anagrams  8  mpanaratsy, mpanisatra, mpisatrana

Updated on 2023/05/14