|
|
|
|

Entry1  mpanatanteraka
Root  2  tanteraka
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  executive function, executive power [1.320]
Explanations in French  5  celui qui accomplit [1.3]
6  exécutant, exécutif [1.13]
7  fonction exécutive, pouvoir exécutif [1.320]
Examples  8  Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany. [2.285]
9  Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina. [2.113]
10  Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro. [2.606]
11  mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo. [2.895]

Updated on 2023/01/20