Entry (1/2) | 1 mpanazava |
Root | 2 zava |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.3#870] celui qui éclaire |
Examples |
5 Masoandro sy volana mpanazava izay maizina. [2.245#] 6 Kanefa misaotra an' Andriamanitra izahay fa tsy maty masoandro mpanazava, tsy resy andrianombana, tsy folak' andry niankinana, ary tsy toro vato fandiavana. [2.587#] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 Mpanazava |
Part of speech | 9 name (organization) |
Explanations in French |
10 [3.1] Éclaireuses et Éclaireurs Unionistes |
Vocabulary |
11 Organizations |
Titles |
Anagrams | 13 mpanazava, Mpanazava, nampazava, panazavam |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |