|
|
|
|

Entry1  mpandraharaha
Root  2  raharaha
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  personnel administratif [1.13]
Examples  5  tamin' ny fanjakana malagasy kosa dia toa mpandraharaha momba ny miaramila ny Tsatsimenitra. [2.643]
6  Ery amin' ny farany atsinanana indray dia ahatazanana latabatra ping-pong sy ny biraon'ny mpandraharaha. [2.356]
7  Ireo fepetra ireo dia tsy ampiharina amin' ny mpandraharaha mitandro ny filaminam^bahoaka voalazan' ny andininy faha-45 etsy ambony. [2.114]
8  Ary fantatra fa notsikerain' ny mpandraharaha amin' ny sehatra tsy miankina matetika ny tsy fanajana an' izany fitsipika demokratika izany. [4.27]

Updated on 2023/01/20