Entry | 1 mpanelirà |
Root | 2 ely, ra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany [1.1] |
Analogs | 5 mpamerindra |
Updated on 2020/07/31 |