|
|
|
|

Entry1  mpangoron-karena
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  4  tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra [1.13]
Explanations in French  5  capitaliste 6  mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux [1.13]

Updated on 2020/07/31