|
|
|
|

Entry1  mpanimba
Root  2  simba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] mpandrava efa
Explanations in French  5  [1.13] destructeur
Examples  6  Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo? [2.445#]
7  Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io. [2.643#]
8  Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny. [2.424#]

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21