|
|
|
|

Entry1  mpanjenjena
Root  2  zenjena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
5  [2.643#212] Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra.
Explanations in French  6  [1.3#871] celui qui va çà et là
Examples  7  [2.996#] ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao.
8  [2.643#] Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo.
Synonyms  9  mpijenjena

Updated on 2024/12/11