|
|
|
|

Entry1  mpanondrana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.66.fr#391] exportateur, exportatrice
Examples  5  [2.113#18] Indray andro, dia tazany teny an-dranomasina sambo mpanondrana andevo avy any New-York (Amerika.
6  [4.27#2012/05/24] Vola be mampilendalenda toy izany ve tsy ho sarotra ny hisakana ny mpitrandraka ala sy ny mpanondrana tsy ho mamba noana.
7  [2.503#38] Na ny rano anondrahana ny hazo volena ao aza, tovozina any amin'ny roapolo kilometatra, ary nefa amin'izao fotoana izao dia efa anisan'ny mpanondrana voasary any ivelan'ny taniny Isiraely!
Root  8  ondrana

Anagrams  9  mpanondrana, nampandroan

Updated on 2025/01/21