|
|
|
|

Entry1  mpanoritra
Root  2  soritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano),
-- ny mpanoritra manondro (very ity vary),
-- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy),
-- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny)
sokajinteny
5  [1.13] sokajin-teny entina manavaka ny anarana
Explanations in French  6  [1.13, 1.5] article
Examples  7  Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina [1.519#]
Vocabulary  8  Linguistics
Compound words 
Tables and plates  10  All the articles

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21