Entry | 1 mpiantsa |
Root | 2 antsa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 mpihira [Bara, Tanosy]
[1.78] 5 ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [1.1] |
Explanations in English |
6 royal singers. [1.2] |
Updated on 2023/01/20 |