|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpifana~
Part of speech  2  prefix [Full list]

Entry (2/2)3  mpifana
Root  4  fana
Part of speech  5  noun
Explanations in English  6  a woman just confined [1.2]
Explanations in French  7  celle qui se tient chaud dans l'alcôve [1.3#143]
8  nom qu'on donne aux femmes en couches [1.196]
Examples  9  Ny mpifana sy ny zazakely no kelezany aina mafy ny hamparary azy. [1.353#]
10  Ary mandra-pahatapitry ny herinandro, dia asiana afo tsy tapaka eo akaikin' ny mpifana. [2.857#]
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mpifana

Anagrams  14  fampañy, fampi~na, fampina, fanampy, mpanafy, mpifana~, mpifana

Updated on 2023/01/20