|
|
|
|

Entry1  mpifañisoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mpifankahala, mpifahavalo: Mba mitomoera roa añareo roelahy fa ko mifañisoka diakoa Tañala naho Taimoroña (Mba mipetraha tsara ianareo roalahy f'aza mifandrafy toy ny Tanala sy ny Antaimoro)

Updated on 2024/12/07