|
|
|
|

Entry1  mpihary
Root  2  hary
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.13] générateur
Examples  5  Fa ny tenin' ny mpihary mipetraka amin'ny mpandova [2.588#]
6  Mandria ny vady, mandria ny zanaka, miharia ny mpihary [2.298#]
7  Mba ho afaka mihary ny mpihary sy hamboly ny mpamboly ka ho be ny harena sy ny sakafo [2.508#]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word mpihary

Anagrams  11  mpihary, mpihira

Updated on 2023/09/08